MIFAMOTOANA AMIN'I JESOA KRISTY

  • ポイントキャンペーン

MIFAMOTOANA AMIN'I JESOA KRISTY

  • ただいまウェブストアではご注文を受け付けておりません。 ⇒古書を探す
  • 製本 Paperback:紙装版/ペーパーバック版
  • 商品コード 9791042406851

基本説明

MIFAMOTOANA AMIN'I JESOA KRISTY
Isan'andro mandritra ny taona
Vokatry ny fiarahana ela tamin'i Jesoa ka nahatsapan'ny mpanoratra firaisam-po amam-panahy Taminy ity boky ity.JESOA Tompo dia Ilay mahalala ny antsipirihan'ny fiainantsika, ny fahalementsika, ny fahatsiarovantsika fa tena mila AZY isika kanefa toa sady tsy mahay miankina Aminy no tsy mahay mamaly fitia Azy. Na izany aza anefa,dia tsy mahafoy na mahasaraka antsika IZY ary eo akaikintsika foana IZY na amin'ny mora na amin'ny sarotra., na mahatsiaro izany isika na tsia. "Malala eo imasony izaho sy ianao, be voninahitra, hoy IZY, sady tiany." (Isa 43.4) Ny famakiana ity boky ity isanandro , na matetika, dia mamerina antsika amin'izany fifandraisana sarobidy amin'i Jesoa izany ka mampahery antsika na inona na inona mitranga.
Ny toko sy andininy voalaza isanandro no tokony hanombohana ny fampiasàna ny boky ary raha afaka mamaky amin'ny dikateny samy hafa ianao dia tena tsara.

最近チェックした商品